Genesis 15:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany no nanaovan’NY TOMPO fanekena tamin’i Abrama hoe: Ny taranakao no nomeko ity tany ity, hatrany amin’ny onin’i Ejipta ka hatrany amin’ny ony lehibe, dia ny ony Eofrata,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany nanao fanekena tamin’i Abrama i Iaveh nanao hoe: «Omeko ny taranakao ity tany ity hatrany amin’ny onin’i Ejipta ka hatrany amin’ny ony lehibe, dia i Eofrata izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay andro izay ny TOMPO dia nanao fanekempihavanana tamin’i Abrama, ka niteny hoe: –Omeko ny taranakao ity tany ity, manomboka eo amin’ny ranon-driakan’i Ejipta ka hatrany Eofrata ony lehibe
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany andro izany Jehovah nanao fanekena tamin'i Abrama ka nanao hoe: Ny taranakao efa nomeko ity tany ity hatrany amin'ny onin'i Egypta ka hatrany amin'ny ony lehibe, dia ny ony Eofrata,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany no nanaovan’NY TOMPO fanekena tamin’i Abrama hoe: Ny taranakao no nomeko ity tany ity, hatrany amin’ny onin’i Ejipta ka hatrany amin’ny ony lehibe, dia ny ony Eofrata,
malagasy
Tamin'izany andro izany Jehovah nanao fanekena tamin'i Abrama ka nanao hoe: Ny taranakao efa nomeko ity tany ity hatrany amin'ny onin'i Egypta ka hatrany amin'ny ony lehibe, dia ny ony Eofrata,