Genesis 15:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa i Abrama: Indro aho tsy nomenao fara handimby ahy ka indro, ny iray amin’ny ato an-tranoko no handova ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Abrama: «Tsy nomenao fara handimby aho, ka dia lehilahy mipetraka amin’ny fianakaviako no ho mpandova ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
inona no homenao ahy? Izaho ity ho faty tsy manan-taranaka; ary i Elihezera, mpitandrina ny ato an-tranoko, no handova ahy, satria ianao tsy nanome ahy taranaka.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa Abrama: Indro, izaho tsy nomenao fara handimby, ka, indro, ny anankiray amin'ny ato an-tranoko no handova ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa i Abrama: Indro aho tsy nomenao fara handimby ahy ka indro, ny iray amin’ny ato an-tranoko no handova ahy.
malagasy
Ary hoy koa Abrama: Indro, izaho tsy nomenao fara handimby, ka, indro, ny anankiray amin'ny ato an-tranoko no handova ahy.