Genesis 15:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitondra azy nankeo ivelan’ny tranolay Izy ka niteny hoe: Jereo ange ny lanitra ka isao ireo kintana raha mahaisa azy ianao. Dia hoy Izy taminy: Ho tahaka ireo ny taranakao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentiny nivoaka izy ka nilazany hoe: «Atopazo hijery ny lanitra ny masonao ka isao ny kintana raha mahisa azy ianao.» Ary hoy izy taminy: «Ho tahaka izay ny taranakao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nentin’ny TOMPO nivoaka teny ivelan’ny tranolay izy ka nilazany hoe: –Jereo ange ny lanitra ary isao ny kintana, raha afaka manisa azy ianao! Dia mbola nampiany hoe: –Ho toy izany ny taranakao!
Malagasy Bible 1865
Dia nitondra azy nivoaka teo ivelan'ny lay Izy ka nanao hoe: Jereo ange ny lanitra, ka isao ny kintana, raha mahisa azy ianao. Dia hoy Izy taminy: Ho tahaka izany ny taranakao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitondra azy nankeo ivelan’ny tranolay Izy ka niteny hoe: Jereo ange ny lanitra ka isao ireo kintana raha mahaisa azy ianao. Dia hoy Izy taminy: Ho tahaka ireo ny taranakao.
malagasy
Dia nitondra azy nivoaka teo ivelan'ny lay Izy ka nanao hoe: Jereo ange ny lanitra, ka isao ny kintana, raha mahisa azy ianao. Dia hoy Izy taminy: Ho tahaka izany ny taranakao.