Genesis 15:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Abrama: Andriamanitra TOMPO ô, ahoana no hahafantarako fa handova ity tany ity aho?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny navalin’i Abrahama: «Iaveh Tompo ô, inona no hahafantarako fa hanana izany aho?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nanontany kosa i Abrama hoe: –Ry Tompo ANDRIANANAHARY ô, amin’ny fomba ahoana moa no hahalalako fa ho lasako ity tany ity?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy: Jehovah Tompo ô, ahoana no hahafantarako fa handova ity aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Abrama: Andriamanitra TOMPO ô, ahoana no hahafantarako fa handova ity tany ity aho?
malagasy
Ary hoy Izy: Jehovah Tompo ô, ahoana no hahafantarako fa handova ity aho?