Genesis 16:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa ilay Anjelin’NY TOMPO taminy: Hataoko maro be ny taranakao ka tsy ho azo isaina izany noho ny hamaroany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy koa ny anjelin’i Iaveh: «Hataoko marobe ny taranakao, ka tsy ho azo isaina noho ny hamaroany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homen’ny TOMPO taranaka marobe tsy tambo isaina ianao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa Ilay Anjelin'i Jehovah taminy: Hataoko maro indrindra ny taranakao, ka tsy ho azo isaina izy noho ny hamaroany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa ilay Anjelin’NY TOMPO taminy: Hataoko maro be ny taranakao ka tsy ho azo isaina izany noho ny hamaroany.
malagasy
Ary hoy koa Ilay Anjelin'i Jehovah taminy: Hataoko maro indrindra ny taranakao, ka tsy ho azo isaina izy noho ny hamaroany.