Genesis 16:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy indray ilay Anjelin’NY TOMPO taminy: Indro, manana anaka ianao ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany dia hataonao hoe Ismaela, satria efa nihaino ny fahorianao NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy indray koa ny Anjelin’i Iaveh: «Indro manana anaka ianao, ka hiteraka zazalahy, ary homenao anarana hoe Ismaely, satria efa nohenoin’i Iaveh ny fahorianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro efa bevohòka ianao, ka hiteraka zazalahy; ary ny anarany hataonao hoe Jismahela, satria nohenoin’ny TOMPO ny fitarainanao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy indray Ilay Anjelin'i Jehovah taminy: Indro, manan'anaka ianao ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany hataonao hoe Isimaela, satria efa nihaino ny fahorianao Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy indray ilay Anjelin’NY TOMPO taminy: Indro, manana anaka ianao ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany dia hataonao hoe Ismaela, satria efa nihaino ny fahorianao NY TOMPO.
malagasy
Ary hoy indray Ilay Anjelin'i Jehovah taminy: Indro, manan'anaka ianao ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany hataonao hoe Isimaela, satria efa nihaino ny fahorianao Jehovah.