Genesis 16:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny anaran’NY TOMPO izay niteny tamin’i Hagara dia nataony hoe: Ianao no Andriamanitra izay mahita, satria, hoy izy: Teto tokoa va no nahitako Azy taorianan’ny nahitany ahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataon’i Agara hoe: Atta-El-Rôy no Anaran’i Iaveh izay niteny taminy, fa hoy izy: «Moa dia hitako teto tokoa va ilay Andriamanitra Izay nahita ahy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Hagara anakampo: «Moa nahita marina Ilay mahita ahy ve aho!» Ary dia nomeny ny TOMPO Izay niteny taminy izao anarana izao: «Ianao no ilay Andriamanitra mahita ahy.»
Malagasy Bible 1865
Ary Hagara nanao ny anaran'i Jehovah, Izay niteny taminy hoe: Hianao no Andriamanitra Izay mahita; fa hoy izy: Tsy teto va no mbola velona aho aorian'ny fahitana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny anaran’NY TOMPO izay niteny tamin’i Hagara dia nataony hoe: Ianao no Andriamanitra izay mahita, satria, hoy izy: Teto tokoa va no nahitako Azy taorianan’ny nahitany ahy?
malagasy
Ary Hagara nanao ny anaran'i Jehovah, Izay niteny taminy hoe: Hianao no Andriamanitra Izay mahita; fa hoy izy: Tsy teto va no mbola velona aho aorian'ny fahitana?