Genesis 16:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no nanaovana ny lavaka fantsakana hoe Bera-Lahay-Roỳ; eo anelanelan’i Kadesy sy i Bareda izy io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no niantsoan’ny olona io fantsakana io hoe fantsakan’i Lakai- Rôy. Ao anelanelan’i Kadesy sy i Barada izy io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no niantsoana ilay fantsakana teo anelanelan’i Kadesy sy i Bareda hoe fantsakan’i Lahay-Rôy na fantsakan’Ilay Velona mahita ahy.
Malagasy Bible 1865
Izany no nanaovana ny lavaka fantsakana hoe: Bera-lahai-roy; indro, eo anelanelan'i Kadesy sy Bareda izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no nanaovana ny lavaka fantsakana hoe Bera-Lahay-Roỳ; eo anelanelan’i Kadesy sy i Bareda izy io.
malagasy
Izany no nanaovana ny lavaka fantsakana hoe: Bera-lahai-roy; indro, eo anelanelan'i Kadesy sy Bareda izany.