Genesis 16:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Hagara dia niteraka zazalahy tamin’i Abrama; ary ny anaran’ny zaza izay naterany dia nataon’i Abrama hoe Ismaela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niteraka zazalahy tamin’i Abrama i Agara; ary nomen’i Abrama anarana hoe Ismaely ny zaza naterak’i Agara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteraka zazalahy i Hagara ka nataon’i Abrama hoe Jismahela ny anarany.
Malagasy Bible 1865
Ary Hagara dia niteraka zazalahy tamin'i Abrama; ary ny anaran'ny zanany izay naterany dia nataon'i Abrama hoe Isimaela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Hagara dia niteraka zazalahy tamin’i Abrama; ary ny anaran’ny zaza izay naterany dia nataon’i Abrama hoe Ismaela.
malagasy
Ary Hagara dia niteraka zazalahy tamin'i Abrama; ary ny anaran'ny zanany izay naterany dia nataon'i Abrama hoe Isimaela.Ary efa enina amby valo-polo taona Abrama, raha Hagara niteraka an'Isimaela taminy.