Genesis 16:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Folo taona no nonenan’i Abrama teo amin’ny tany Kanana rehefa nalain’i Saray, vadin’i Abrama, i Hagara ejiptiana mpanompovaviny ka nomeny an’i Abrama vadiny mba hovadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nonina folo taona tany amin’ny tany Kanaana i Abrama tamin’ny nakan’i Saray, vadin’i Abrama, an’i Agara ilay Ejiptianina mpanompovaviny, ka nanomezany azy an’i Abrama vadiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalain’i Saray vadin’i Abrama i Hagara izay Ejiptianina mpanompovaviny ka nomeny an’i Abrama mba hovadîny; ary efa folo taona no nipetrahan’i Abrama tao amin’ny tany Kanahàna tamin’izay.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nonina folo taona teo amin'ny tany Kanana Abrama, dia nalain'i Saray, vadin'i Abrama, Hagara Egyptiana mpanompovaviny, ka nomeny an'i Abrama vadiny mba hovadiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Folo taona no nonenan’i Abrama teo amin’ny tany Kanana rehefa nalain’i Saray, vadin’i Abrama, i Hagara ejiptiana mpanompovaviny ka nomeny an’i Abrama vadiny mba hovadiny.
malagasy
Ary rehefa nonina folo taona teo amin'ny tany Kanana Abrama, dia nalain'i Saray, vadin'i Abrama, Hagara Egyptiana mpanompovaviny, ka nomeny an'i Abrama vadiny mba hovadiny.