Genesis 16:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivady tamin’i Hagara izy ka nanana anaka Ravehivavy. Rehefa hitan’ity farany fa manana anaka izy dia nataony toy ny tsinontsinona ny tompovaviny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandeha tamin’i Agara izy, dia nanana anaka ravehivavy; ary nony hitany fa nanana anaka izy, dia nataony tsinontsinona ny tompovaviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niray tamin’i Hagara i Abrama ka nitoe-jaza ravehivavy. Rehefa nahita ny tenany bevohòka i Hagara, dia nanao tsinontsinona ny tompovaviny.
Malagasy Bible 1865
Dia nivady tamin'i Hagara izy, ka nanan'anaka ravehivavy; ary rehefa hitany fa efa manan'anaka izy, dia nataony toy ny tsinontsinona ny tompovaviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivady tamin’i Hagara izy ka nanana anaka Ravehivavy. Rehefa hitan’ity farany fa manana anaka izy dia nataony toy ny tsinontsinona ny tompovaviny.
malagasy
Dia nivady tamin'i Hagara izy, ka nanan'anaka ravehivavy; ary rehefa hitany fa efa manan'anaka izy, dia nataony toy ny tsinontsinona ny tompovaviny.