Genesis 16:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny Anjelin’NY TOMPO nahita azy teo anilan’ny loharano iray tany an-tany efitra, teo anilan’ilay loharano eo amin’ny lalana mankany Sora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitan’ny Anjelin’i Iaveh teo anilan’ny loharano anankiray tany an’efitra izy, dia teo anilan’ilay loharano amin’ny lalana mankany Sora.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitan’ny anjelin ’ny TOMPO teo akaikin’ny loharano iray tao an-taniefitra izy, dia teo amin’ny lalana mankany Sora,
Malagasy Bible 1865
Ary Ilay Anjelin'i Jehovah nahita azy teo anilan'ny loharano anankiray tany an-efitra, dia teo anilan'ilay loharano eo amin'ny lalana mankany Sora.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny Anjelin’NY TOMPO* nahita azy teo anilan’ny loharano iray tany an-tany efitra, teo anilan’ilay loharano eo amin’ny lalana mankany Sora.
malagasy
Ary Ilay Anjelin'i Jehovah nahita azy teo anilan'ny loharano anankiray tany an-efitra, dia teo anilan'ilay loharano eo amin'ny lalana mankany Sora.