Genesis 16:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Izy: Ry Hagara, mpanompovavin’i Saray, avy taiza ianao, ary handeha ho aiza? Hoy Ravehivavy: Mandositra an’i Saray tompovaviko aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy izy: «Ry Agara, mpanompovavin’i Saray, avy aiza ianao ary ho aiza?» Hoy ny navaliny: «Mandositra lavitra an’i Saray tompovaviko aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanontaniany hoe: –Ry Hagara, mpanompovavin’i Saray, avy taiza ianao, ary hankaiza? Dia namaly izy hoe: –Nandositra tsy ho eo anatrehan’i Saray tompovaviko aho.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy: Ry Hagara, andevovavin'i Saray, avy taiza ianao? Ary hankaiza? Ary hoy izy; Mandositra ny tavan'i Saray tompovaviko aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Izy: Ry Hagara, mpanompovavin’i Saray, avy taiza ianao, ary handeha ho aiza? Hoy Ravehivavy: Mandositra an’i Saray tompovaviko aho.
malagasy
Ary hoy Izy: Ry Hagara, andevovavin'i Saray, avy taiza ianao? Ary hankaiza? Ary hoy izy; Mandositra ny tavan'i Saray tompovaviko aho.