Genesis 16:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ilay Anjelin’NY TOMPO taminy: Miverena any amin’ny tompovavinao ka miareta izay ataony aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny Anjelin’i Iaveh taminy: «Miverena any amin’ny tompovavinao, ka manetre tena eo ambanin’ny fahefany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ilay anjelin’ny TOMPO taminy: –Miverena any amin’ny tompovavinao, ka maneke ny fahefàny.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Ilay Anjelin'i Jehovah taminy: Miverena any amin'ny tompovavinao ka miareta izay ataony aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ilay Anjelin’NY TOMPO taminy: Miverena any amin’ny tompovavinao ka miareta izay ataony aminao.
malagasy
Ary hoy Ilay Anjelin'i Jehovah taminy: Miverena any amin'ny tompovavinao ka miareta izay ataony aminao.