Genesis 17:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no fanekeko ho Amiko sy ho aminareo sy ny taranakao mandimby anao, izay hotandremanareo: Hoforana ny lehilahy rehetra eo aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ny fanekena hotandremanareo, izay ifanekeko Izaho sy ianareo sy amin’ny taranaka handimby anao, dia izao: Hoforàna avokoa ny lehilahy eo aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no fepetra izay takîko hotandremanareo, dia ianao sy ny taranakao mandimby anao: hoforana ny lehilahy rehetra eo aminareo.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no fanekeko ho amiko sy ho aminareo sy ny taranakao mandimby anao, dia izay hotandremanareo: hoforana ny lehilahy rehetra eo aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no fanekeko ho Amiko sy ho aminareo sy ny taranakao mandimby anao, izay hotandremanareo: Hoforana ny lehilahy rehetra eo aminareo.
malagasy
Ary izao no fanekeko ho amiko sy ho aminareo sy ny taranakao mandimby anao, dia izay hotandremanareo: hoforana ny lehilahy rehetra eo aminareo.