Genesis 17:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoforana ianareo; ho famantarana ny fanekena ho Amiko sy ho aminareo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hifora amin’ny nofonareo ianareo; ary izany no ho mariky ny fanekeko aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny famorana anareo no ho famantarana ny fanekempihavanana ifanaovako aminareo.
Malagasy Bible 1865
Dia hoforana ianareo; ary ho famantarana ny fanekena ho amiko sy ho aminareo izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoforana ianareo; ho famantarana ny fanekena ho Amiko sy ho aminareo izany.
malagasy
Dia hoforana ianareo; ary ho famantarana ny fanekena ho amiko sy ho aminareo izany.