Genesis 17:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zazalahy teraka havaloana eo aminareo no hoforana, dia ny lehilahy rehetra amin’ny taranakareo fara aman-dimby: Na ny mpanompo izay teraka tao an-tranonao, na izay novidinao vola tamin’ny hafa firenena ka tsy avy amin’ny taranakao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao teraka havaloana ny zazalahy eo aminareo amin’ny taona mifandimby, dia hoforàna izy; na ny teraka ao an-trano, na izay novidim-bola tamin’ny olon-kafa na iza na iza, izay hafa firenena aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoforana ny zazalahy rehetra eo aminareo isaky ny taranaka mifandimby, rehefa feno valo andro; tahaka izany koa ireo mpanompo teraka ao an-tranonao na novidînao vola ka tsy isan’ny fokonao.
Malagasy Bible 1865
Ny zazalahy teraka havaloana eo aminareo no hoforana, dia ny lehilahy rehetra amin'ny taranakareo hatramin'ny fara mandimby: na ny ompikely. na izay novidim-bola tamin'ny hafa firenena ka tsy avy amin'ny taranakao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zazalahy teraka havaloana eo aminareo no hoforana, dia ny lehilahy rehetra amin’ny taranakareo fara aman-dimby: Na ny mpanompo izay teraka tao an-tranonao, na izay novidinao vola tamin’ny hafa firenena ka tsy avy amin’ny taranakao.
malagasy