Genesis 17:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy maintsy hoforana ny mpanomponao izay teraka tao an-tranonao sy izay novidinao vola; ny fanekeko dia ho ao amin’ny nofonareo ho fanekena mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy maintsy foràna avokoa ny lehilahy, na ny teraka ao an-trano, na ny novidim-bola, ka dia ho eo amin’ny nofonareo ny fanekeko, ho fanekena mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoforana ny mpanompo teraka tao aminao sy ireo novidînao vola mba hitoetra eo amin’ny nofonareo ho fanekempihavanana maharitra mandrakizay ny mariky ny fanekempihavanako.
Malagasy Bible 1865
Tsy maintsy hoforana ny ompikelinao sy izay novidinao vola; ary ny fanekeko dia ho ao amin'ny nofonareo ho fanekena mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy maintsy hoforana ny mpanomponao izay teraka tao an-tranonao sy izay novidinao vola; ny fanekeko dia ho ao amin’ny nofonareo ho fanekena mandrakizay.
malagasy
Tsy maintsy hoforana ny ompikelinao sy izay novidinao vola; ary ny fanekeko dia ho ao amin'ny nofonareo ho fanekena mandrakizay.