Genesis 17:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny lehilahy tsy mifora dia hofongorana tsy ho amin’ny fireneny, satria nivadika tamin’ny fanekeko izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha lehilahy tsy noforàna tamin’ny nofony, dia hoesorina amin’ny fireneny, fa nivadika ny fanekeko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay lehilahy tsy voafora eo amin’ny nofony dia hoesorina tsy ho eo amin’ny fireneny, satria tsy nanaja ny fanekempihavanako.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lehilahy tsy voafora, izay tsy mbola noforana, dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny; efa nivadika ny fanekeko izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny lehilahy tsy mifora dia hofongorana tsy ho amin’ny fireneny, satria nivadika tamin’ny fanekeko izy.
malagasy
Ary ny lehilahy tsy voafora, izay tsy mbola noforana, dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny; efa nivadika ny fanekeko izy.