Genesis 17:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Andriamanitra tamin’i Abrahama: Ny amin’i Saray vadinao dia tsy mba hataonao hoe Saray intsony ny anarany fa Saraha no ho anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy Andriamanitra tamin’i Abrahama: «Ny vadinao Saray tsy hataonao Saray intsony ny anarany fa Sarà no anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy koa Andriamanitra tamin’i Abrahama: –I Saray vadinao dia tsy hantsoina intsony hoe Saray; fa hatao hoe Sarà ny anarany.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Andriamanitra tamin'i Abrahama: Ny amin'i Saray vadinao, dia tsy mba hataonao Saray intsony ny anarany, fa Saraha no ho anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Andriamanitra tamin’i Abrahama: Ny amin’i Saray vadinao dia tsy mba hataonao hoe Saray intsony ny anarany fa Saraha no ho anarany.
malagasy
Dia hoy Andriamanitra tamin'i Abrahama: Ny amin'i Saray vadinao, dia tsy mba hataonao Saray intsony ny anarany, fa Saraha no ho anarany.