Genesis 17:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Abrahama tamin’Andriamanitra: Enga anie ka Ismaela no ho velona eo anatrehanao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Abrahama tamin’Andriamanitra: «Enga anie ka ho velona eo anatrehanao i Ismaely!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa hoy i Abrahama tamin’Andriamanitra: –Enga anie i Jismahela no ho velona eo anatrehanao!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Abrahama tamin'Andriamanitra: Enga anie ka Isimaela no ho velona eo anatrehanao!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Abrahama tamin’Andriamanitra: Enga anie ka Ismaela no ho velona eo anatrehanao!
malagasy
Ary hoy Abrahama tamin'Andriamanitra: Enga anie ka Isimaela no ho velona eo anatrehanao!