Genesis 17:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny amin’Ismaela dia efa nihaino anao Aho. Indro, hitahy azy Aho ka hahamaro ny taranany sy hampitombo azy indrindra; hiteraka andriana roa amby folo izy satria notendreko ho firenena lehibe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’i Ismaely dia efa nihaino anao Aho, ka efa nitso-drano azy Aho; hataoko maro anaka izy, ary hampitomboiko be indrindra. Hiteraka andriana roa ambin’ny folo izy, ary hotongaviko ho firenena lehibe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny momba an’i Jismahela dia efa nohenoiko ny hatakao; indro hotahîko izy, ka hataoko maro anaka ary hampitomboiko fatratra ny taranany. Hiteraka andriana 12 izy sady ho razamben’ny firenen-dehibe iray.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'Isimaela, dia efa nihaino anao Aho; indro, efa nitahy azy Aho ka hahamaro ny taranany sy hampitombo azy indrindra; hiteraka andriana roa ambin'ny folo izy, satria efa notendreko ho firenena lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny amin’Ismaela dia efa nihaino anao Aho. Indro, hitahy azy Aho ka hahamaro ny taranany sy hampitombo azy indrindra; hiteraka andriana roa amby folo izy satria notendreko ho firenena lehibe.
malagasy