Genesis 17:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ny fanekeko dia haoriko amin’Isaka izay haterak’i Saraha aminao amin’ny herintaona toy izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fanekeko anefa dia haoriko amin’i Isaaka, izay haterak’i Sarà, vadinao, ho anao, raha avin-taona toy izao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny fanekempihavanako kosa dia haoriko amin’i Itsehàka, izay haterak’i Sarà ho anao amin’ny herintaona toy izao.
Malagasy Bible 1865
Nefa ny fanekeko haoriko amin'Isaka. izay haterak'i Saraha aminao raha avy ny taona toy izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ny fanekeko dia haoriko amin’Isaka izay haterak’i Saraha aminao amin’ny herintaona toy izao.
malagasy
Nefa ny fanekeko haoriko amin'Isaka. izay haterak'i Saraha aminao raha avy ny taona toy izao.