Genesis 17:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa vita ny teny nataon’Andriamanitra taminy dia niakatra Izy ka niala teo amin’i Abrahama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tapi-niteny tamin’i Abrahama Andriamanitra dia niakatra izy niala teo aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa vitan’Andriamanitra ny resaka nifanaovany tamin’i Abrahama, dia nandao azy Izy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa vita ny teny nataony taminy, dia niakatra Andriamanitra niala teo amin'i Abrahama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa vita ny teny nataon’Andriamanitra taminy dia niakatra Izy ka niala teo amin’i Abrahama.
malagasy
Ary rehefa vita ny teny nataony taminy, dia niakatra Andriamanitra niala teo amin'i Abrahama.