Genesis 17:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Telo amby folo taona Ismaela zanany fony izy noforana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary efa telo ambin’ny folo taona i Ismaely tamin’izy noforàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary i Jismahela kosa dia efa 13 taona.
Malagasy Bible 1865
Ary efa telo ambin'ny folo taona Isimaela zanany, raha noforana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Telo amby folo taona Ismaela zanany fony izy noforana.
malagasy
Ary efa telo ambin'ny folo taona Isimaela zanany, raha noforana izy.