Genesis 17:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’iny andro iny ihany no namorana an’i Abrahama sy Ismaela zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noforàna androtr’izay avokoa i Abrahama sy i Ismaely zanany, ary ny lehilahy rehetra tao an-tranony, na ny ompikeliny na izay novidim-bola tamin’ny olona hafa firenena, dia samy niara-noforàna taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andro iray ihany no namorana azy mianaka,
Malagasy Bible 1865
Androtrizay indrindra no namorana an'i Abrahama sy Isimaela zanany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’iny andro iny ihany no namorana an’i Abrahama sy Ismaela zanany.
malagasy
Androtrizay indrindra no namorana an'i Abrahama sy Isimaela zanany;ary ny lehilahy rehetra tao an-tranony, dia ny ompikely mbamin'izay novidim-bola tamin'ny hafa firenena, dia samy niara-noforana taminy avokoa.