Genesis 17:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niankohoka i Abrama; ary Andriamanitra niteny taminy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niankohoka tamin’ny tany i Abrama ary Andriamanitra niteny taminy nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niankohoka i Abrama; ary hoy indray Andriamanitra taminy:
Malagasy Bible 1865
Dia niankohoka Abrama; ary Andriamanitra niteny taminy ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niankohoka i Abrama; ary Andriamanitra niteny taminy hoe:
malagasy
Dia niankohoka Abrama; ary Andriamanitra niteny taminy ka nanao hoe: