Genesis 17:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha ny Amiko dia indro, aminao ny fanekeko ka ho tonga rain’ny firenena maro ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ny amiko dia izao no fanekeko aminao: Ianao dia ho tonga rain’ny firenena tsy hita isa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Amiko, dia izao no fanekempihavanako aminao: Hanjary razamben’ny firenena maro ianao.
Malagasy Bible 1865
Raha ny amiko, dia, indro, aminao ny fanekeko, ka ho tonga rain'ny firenena maro ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha ny Amiko dia indro, aminao ny fanekeko ka ho tonga rain’ny firenena maro ianao.
malagasy
Raha ny amiko, dia, indro, aminao ny fanekeko, ka ho tonga rain'ny firenena maro ianao.