Genesis 17:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny anaranao dia tsy hatao hoe Abrama intsony fa hatao hoe Abrahama, satria nataoko rain’ny firenena maro ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny anaranao dia tsy hatao hoe Abrama intsony, fa hatao hoe Abrahama, satria hataoko rain’ny firenena tsy hita isa ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hatao hoe Abrama intsony ny anaranao fa hanjary Abrahama, satria hataoko razamben’ny firenena maro ianao.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anaranao tsy hatao hoe Abrama intsony, fa hatao hoe Abrahama, satria efa nataoko ho rain'ny firenena maro ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny anaranao dia tsy hatao hoe Abrama intsony fa hatao hoe Abrahama, satria nataoko rain’ny firenena maro ianao.
malagasy
Ary ny anaranao tsy hatao hoe Abrama intsony, fa hatao hoe Abrahama, satria efa nataoko ho rain'ny firenena maro ianao.