Genesis 17:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hahamaro ny taranakao indrindra Aho ka hataoko firenena maro ianao; hisy mpanjaka maro hiseho avy aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampitomboiko dia hampitomboiko ianao, hataoko firenena maro ianao, ary hisy mpanjaka avy aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataoko maro taranaka fatratra ianao ka hanjary firenena maro, sady hisy mpanjaka hipoitra avy aminao.
Malagasy Bible 1865
Dia hahamaro ny taranakao indrindra Aho, ka hataoko ho firenena maro ianao; ary hisy mpanjaka hiseho avy aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hahamaro ny taranakao indrindra Aho ka hataoko firenena maro ianao; hisy mpanjaka maro hiseho avy aminao.
malagasy
Dia hahamaro ny taranakao indrindra Aho, ka hataoko ho firenena maro ianao; ary hisy mpanjaka hiseho avy aminao.