Genesis 17:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Homeko anao sy ny taranakao any aoriananao ny tany fivahiniananao, dia ny tany Kanana rehetra, ho fananana mandrakizay. Ary ho Andriamaniny Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Homeko anao sy ny taranaka handimby anao ny tany izay ipetrahanao izao mbola vahiny izao, dia ny tany Kanaana manontolo hananany azy mandrakizay, ary Izaho no ho Andriamanitr’izy ireo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homeko anao sy ny taranakao mandimby anao ny tany Kanahàna manontolo, dia izao tany ivahinianao izao, ho fananany mandrakizay; ary ho Andriamanitr’izy ireo Aho.
Malagasy Bible 1865
Ary homeko anao sy ny taranakao any aorianao ny tany fivahinianao, dia ny tany Kanana rehetra, ho fananana mandrakizay; ary ho Andriamaniny Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Homeko anao sy ny taranakao any aoriananao ny tany fivahiniananao, dia ny tany Kanana rehetra, ho fananana mandrakizay. Ary ho Andriamaniny Aho.
malagasy
Ary homeko anao sy ny taranakao any aorianao ny tany fivahinianao, dia ny tany Kanana rehetra, ho fananana mandrakizay; ary ho Andriamaniny Aho.