Genesis 17:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ihany Andriamanitra tamin’i Abrahama: Fa ny aminao kosa dia hitandrina ny fanekeko ianao, dia ianao sy ny taranakao mandimby anao hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy Andriamanitra tamin’i Abrahama: «Ny aminao kosa, hitandrina ny fanekeko ianao, dia ianao sy ny taranakao amin’ny taona mifandimby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy koa Andriamanitra tamin’i Abrahama: –Hitandrina ny fanekempihavanako ianao sy ny taranakao mandimby anao hatrany hatrany.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Andriamanitra tamin'i Abrahama: Fa ny aminao kosa, dia hitandrina ny fanekeko ianao, dia ianao sy ny taranakao mandimby anao hatramin'ny taranaka fara mandimby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ihany Andriamanitra tamin’i Abrahama: Fa ny aminao kosa dia hitandrina ny fanekeko ianao, dia ianao sy ny taranakao mandimby anao hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.
malagasy
Dia hoy Andriamanitra tamin'i Abrahama: Fa ny aminao kosa, dia hitandrina ny fanekeko ianao, dia ianao sy ny taranakao mandimby anao hatramin'ny taranaka fara mandimby.