Genesis 18:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Abrahama sy i Saraha dia samy efa zokiolona ary nandroso fahanterana, sady efa nitsahatra tamin’ny fombam-behivavy i Saraha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Abrahama sy i Sarà dia efa samy antitra, ela andro niainana; ary i Sarà dia efa nitsaha-potoana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy antitra i Abrahama sy i Sarà fa samy nandroso taona; ary i Sarà dia efa nitsahatra tamin’ny fadimbolana.
Malagasy Bible 1865
Ary Abrahama sy Saraha dia samy efa zoki-olona ka nandroso fahanterana, ary efa nitsahatra tamin'ny fombam-behivavy Saraha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Abrahama sy i Saraha dia samy efa zokiolona ary nandroso fahanterana, sady efa nitsahatra tamin’ny fombam-behivavy i Saraha.
malagasy
Ary Abrahama sy Saraha dia samy efa zoki-olona ka nandroso fahanterana, ary efa nitsahatra tamin'ny fombam-behivavy Saraha.