Genesis 18:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nihomehy anakampo i Saraha hoe: Moa mbola hanana fahafinaretana ihany va aho na dia efa tratra antitra toy izao aza sady efa antitra koa ity ny tompoko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nihomehy anakampo i Sarà nanao hoe: «Izay izaho efa anti-bavy ity ve dia mbola hahalala izay fifalia-nofo koa? Ary ny tompoko koa itsy efa antitra!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nihomehy anakampo i Sarà nanao hoe: «Dia mbola hisy fahafinaretana ho ahy ve amin’izao fahanterako izao sady efa antitra koa ny vadiko?»
Malagasy Bible 1865
Ary Saraha dia nihomehy anakampo ka nanao hoe: Moa mbola hanana hafaliana ihany va aho rehefa tratrantitra toy izao, sady efa antitra koa itompokolahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nihomehy anakampo i Saraha hoe: Moa mbola hanana fahafinaretana ihany va aho na dia efa tratra antitra toy izao aza sady efa antitra koa ity ny tompoko?
malagasy
Ary Saraha dia nihomehy anakampo ka nanao hoe: Moa mbola hanana hafaliana ihany va aho rehefa tratrantitra toy izao, sady efa antitra koa itompokolahy?