Genesis 18:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO tamin’i Abrahama: Nahoana no nihomehy i Saraha ka niteny hoe: Hiteraka tokoa va aho, kanefa izao efa antitra izao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Iaveh tamin’i Abrahama: «Nahoana i Sarà no nihomehy nanao hoe: Izay izaho efa antitra ity ve dia mbola hiteraka indray?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny TOMPO tamin’i Abrahama: –Nahoana moa no mihomehy i Sarà? Nahoana izy no manao anakampo hoe: «Marina ve fa hiteraka tokoa ity izaho efa antitra ity?»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Abrahama: Nahoana no nihomehy Saraha ka nanao hoe: Hiteraka tokoa va aho, kanefa izao efa antitra izao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO tamin’i Abrahama: Nahoana no nihomehy i Saraha ka niteny hoe: Hiteraka tokoa va aho, kanefa izao efa antitra izao?
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'i Abrahama: Nahoana no nihomehy Saraha ka nanao hoe: Hiteraka tokoa va aho, kanefa izao efa antitra izao?