Genesis 18:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandà i Saraha satria natahotra ka hoy izy hoe: Tsy nihomehy izany aho! Fa hoy Ilay niteny teo hoe: Tsia; nihomehy ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandà i Sarà nanao hoe: «Tsy nihomehy aho tsy akory;» fa natahotra izy. «Tsia fa nihomehy tokoa ianao,» hoy Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nandà noho ny tahotra i Sarà ka nanao hoe: –Tsy nihomehy aho. Hoy kosa ny TOMPO hoe: –Tsia, fa nihomehy ianao.
Malagasy Bible 1865
Dia nandà Saraha satria natahotra izy, ka nanao hoe: Tsy nihomehy aho tsy akory. Fa hoy Ilay niteny: Tsia; fa nihomehy mihitsy ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandà i Saraha satria natahotra ka hoy izy hoe: Tsy nihomehy izany aho! Fa hoy Ilay niteny teo hoe: Tsia; nihomehy ianao!
malagasy
Dia nandà Saraha satria natahotra izy, ka nanao hoe: Tsy nihomehy aho tsy akory. Fa hoy Ilay niteny: Tsia; fa nihomehy mihitsy ianao.