Genesis 18:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsangana ireo lehilahy ireo ka niala teo dia nitodi-doha ho any Sodoma; ary niaraka tamin’izy ireo i Abrahama mba hanatitra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitsangana handeha ireo lehilahy ireo, dia nitodika nankany Sôdôma; i Abrahama izany nandeha niaraka taminy koa hanatitra azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsangana niala teo ireo lehilahy vahiny ka nitazana an’i Sôdôma, ary i Abrahama niaraka taminy hanatitra azy.
Malagasy Bible 1865
Dia nitsangana ireny lehilahy ireny ka niala teo, dia nitsinjo an'i Sodoma; ary Abrahama niaraka taminy hanatitra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsangana ireo lehilahy ireo ka niala teo dia nitodi-doha ho any Sodoma; ary niaraka tamin’izy ireo i Abrahama mba hanatitra azy.
malagasy
[Ny nifonan'i Abrahama ho an'i Sodoma] Dia nitsangana ireny lehilahy ireny ka niala teo, dia nitsinjo an'i Sodoma; ary Abrahama niaraka taminy hanatitra azy.