Genesis 18:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO hoe: Hafeniko amin’i Abrahama va izay hataoko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh: «Hafeniko amin’i Abrahama va izay efa hataoko?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny TOMPO anakampo hoe: «Moa hafeniko an’i Abrahama ve izay hataoko?
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah nanao hoe: Hafeniko amin'i Abrahama va izay hataoko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO hoe: Hafeniko amin’i Abrahama va izay hataoko?
malagasy
Ary Jehovah nanao hoe: Hafeniko amin'i Abrahama va izay hataoko?