Genesis 18:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanopy ny masony izy ka nijery ary indreo, nisy telo lahy nijoro tandrifiny. Nony nahita ireo izy dia niala teo am-baravaran’ny tranolainy ka nihazakazaka hitsena azy ireo, dia niankohoka tamin’ny tany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanopy ny masony ary nijery izy, ka indreto olona telo lahy nijoro nifanandrify aminy. Vao nahita azy izy, dia nihazakazaka avy eo am-baravaran’ny lainy, nitsena azy, ary rehefa niankohoka tamin’ny tany izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanopy maso i Abrahama ka nahita lehilahy telo nijoro nanandrify azy. Raha nahita ireo izy, dia nihazakazaka avy teo an-dainy mba hitsena azy sady niankohoka teo anatrehany.
Malagasy Bible 1865
dia nanopy ny masony izy ka niery, ary, indreo, nisy telo lahy nijanona teo tandrifiny, ka nony nahita ireo izy, dia niala teo am-baravaran'ny lainy ka nihazakazaka hitsena azy, dia niankohoka tamin'ny tany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanopy ny masony izy ka nijery ary indreo, nisy telo lahy nijoro tandrifiny. Nony nahita ireo izy dia niala teo am-baravaran’ny tranolainy ka nihazakazaka hitsena azy ireo, dia niankohoka tamin’ny tany
malagasy