Genesis 18:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ihany NY TOMPO: Ny fitarainana momba an’i Sodoma sy i Gomora dia be tokoa, ary ny fahotany dia tena mavesatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Iaveh: «Mafy loatra ny fitarainana miakatra avy amin’i Sôdôma sy Gômôra, ary lehibe indrindra ny fahotan’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny TOMPO tamin’i Abrahama: –Betsaka ny fitarainana momba an’i Sôdôma sy i Gômôra; ary mavesatra loatra ny fahotany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah: Ny fitarainan'i Sodoma sy Gomora dia lehibe tokoa, ary ny fahotany dia mavesatra indrindra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ihany NY TOMPO: Ny fitarainana momba an’i Sodoma sy i Gomora dia be tokoa, ary ny fahotany dia tena mavesatra.
malagasy
Ary hoy Jehovah: Ny fitarainan'i Sodoma sy Gomora dia lehibe tokoa, ary ny fahotany dia mavesatra indrindra;