Genesis 18:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hidina Aho ka hizaha na tena nahavita izany tokoa, araka ny fitarainan’ny tany, izay tonga atỳ Amiko, izy ireo na tsia; raha tsy izany dia ho fantatro ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa hidina Aho ary hizaha raha efa feno tokoa ny halehiben’ny fahotany araka ny fitarainana tonga hatraty amiko, ary raha mbola tsy feno dia ho hitako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa voatery hidina Aho mba hijery raha toa ka araka ny fitarainana tonga any amiko tokoa no nataony. Ho fantatro raha nanao izany rehetra izany izy na tsia.
Malagasy Bible 1865
hidina Aho ka hizaha na efa nahatanteraka izany tokoa izy araka ny fitarainan'ny tany, izay efa tonga atỳ amiko, na tsia; ary raha tsy izany, dia ho fantatro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hidina Aho ka hizaha na tena nahavita izany tokoa, araka ny fitarainan’ny tany, izay tonga atỳ Amiko, izy ireo na tsia; raha tsy izany dia ho fantatro ihany.
malagasy
hidina Aho ka hizaha na efa nahatanteraka izany tokoa izy araka ny fitarainan'ny tany, izay efa tonga atỳ amiko, na tsia; ary raha tsy izany, dia ho fantatro.