Genesis 18:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nihodina niala teo ireo lehilahy ireo ka nandroso ho any Sodoma. I Abrahama kosa dia mbola nijanona teo anatrehan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niainga ireo lehilahy ireo, ka nandeha nankany Sôdôma; fa i Abrahama kosa mbola nijanona teo anatrehan’i Iaveh ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny roa tamin’ireo lehilahy vahiny dia niainga ka nankany Sôdôma, fa ny TOMPO kosa mbola nijanona niaraka tamin’i Abrahama.
Malagasy Bible 1865
Dia nihodina niala teo ireo lehilahy ireo ka nandroso ho any Sodoma; fa Abrahama kosa mbola nijanona teo anatrehan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nihodina niala teo ireo lehilahy ireo ka nandroso ho any Sodoma. I Abrahama kosa dia mbola nijanona teo anatrehan’NY TOMPO.
malagasy
Dia nihodina niala teo ireo lehilahy ireo ka nandroso ho any Sodoma; fa Abrahama kosa mbola nijanona teo anatrehan'i Jehovah.