Genesis 18:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanatona i Abrahama ka niteny hoe: Haringanao miaraka amin’ny meloka va ny marina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanatona i Abrahama ka nanao hoe: «Hataonao maty miaraka amin’ny meloka koa va ny marina?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nanatona i Abrahama sady nanao hoe: –Dia haringanao tokoa miaraka amin’ny meloka ve ny marina?
Malagasy Bible 1865
Dia nanatona Abrahama ka nanao hoe: Haringanao miaraka amin'ny meloka va ny marina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanatona i Abrahama ka niteny hoe: Haringanao miaraka amin’ny meloka va ny marina?
malagasy
Dia nanatona Abrahama ka nanao hoe: Haringanao miaraka amin'ny meloka va ny marina?