Genesis 18:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy NY TOMPO: Raha mahita olona marina dimampolo ao an-tanànan’i Sodoma Aho dia hamindra fo amin’io toerana io manontolo noho ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Iaveh: «Raha mahita olo-marina dimampolo ao an-tanàna Sôdôma Aho, dia hamindra fo amin’ny tanàna manontolo noho ny fitiavako an’ireo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly ny TOMPO hoe: –Raha mahita olo-marina dimampolo ao Sôdôma Aho, dia havelako heloka ny tanàna manontolo noho ny amin’ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah: Raha mahita dimam-polo marina ao an-tanàna Sodoma Aho, dia hamindrako fo ny tanàna rehetra noho ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy NY TOMPO: Raha mahita olona marina dimampolo ao an-tanànan’i Sodoma Aho dia hamindra fo amin’io toerana io manontolo noho ireny.
malagasy
Ary hoy Jehovah: Raha mahita dimam-polo marina ao an-tanàna Sodoma Aho, dia hamindrako fo ny tanàna rehetra noho ireny.