Genesis 18:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Abrahama: Indro, sahy miteny amin’ny Tompo aho nefa vovoka sy lavenona:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy indray i Abrahama: «Indro efa sahy niteny tamin’ny Tompo aho, izaho vovoka sy lavenona foana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy indray i Abrahama: –Miangavy re, Tompo ô, fa mbola sahy hiteny aminao ihany aho, na dia vovoka sy lavenona aza.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly Abrahama ka nanao hoe: Indro, fa efa sahy niteny tamin'ny Tompo aho nefa vovoka sy lavenona:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Abrahama: Indro, sahy miteny amin’ny Tompo aho nefa vovoka sy lavenona:
malagasy
Dia namaly Abrahama ka nanao hoe: Indro, fa efa sahy niteny tamin'ny Tompo aho nefa vovoka sy lavenona: