Genesis 18:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia mbola niteny Taminy indray izy hoe: Angamba olona marina efapolo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba hahavita izany Aho noho ny olona marina efapolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia mbola niteny taminy ihany i Abrahama, ka nanao hoe: «Angamba hoe efapolo ny olo-marina ao.» Ary hoy izy: «Tsy hanao izany Aho, noho ny fitiavako an’izy efapolo ireo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola niteny taminy indray i Abrahama hoe: –Angamba tsy hahitana afa-tsy efapolo ao! Dia novalian’ny Tompo hoe: –Tsy handrava ny tanàna Aho noho ny amin’ny olo-marina efapolo.
Malagasy Bible 1865
Dia, mbola niteny taminy indray izy ka nanao hoe: Angamba efa-polo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba hanao izany Aho noho ny efa-polo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia mbola niteny Taminy indray izy hoe: Angamba olona marina efapolo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba hahavita izany Aho noho ny olona marina efapolo.
malagasy
Dia, mbola niteny taminy indray izy ka nanao hoe: Angamba efa-polo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba hanao izany Aho noho ny efa-polo.