Genesis 18:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary niteny hoe: Tompo ô, raha mahita fitia eto imasonao aho, miangavy anao aho, aza dia andalovana fotsiny ny mpanomponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nanao hoe: «Tompo ô, raha nahita fitia eo imasonao aho, aza dia lalovana fotsiny lahy ny mpanomponao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka ny anankiray tamin’ireo no nilazany hoe: –Tompoko, raha mba mahita fitia eo imasonao aho, dia aza lalovana fotsiny.
Malagasy Bible 1865
ka nanao hoe: Tompo ô, raha mahita fitia eto imasonao aho, masìna ianao, aza dia mandalo ny mpanomponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary niteny hoe: Tompo ô, raha mahita fitia eto imasonao aho, miangavy anao aho, aza dia andalovana fotsiny ny mpanomponao.
malagasy
ka nanao hoe: Tompo ô, raha mahita fitia eto imasonao aho, masìna ianao, aza dia mandalo ny mpanomponao.