Genesis 18:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy indray i Abrahama: Aoka anie mba tsy ho tezitra ny Tompo fa mbola hiteny aho: Angamba olona marina telopolo no ho hita ao. Ary hoy NY TOMPO: Tsy mba hahavita izany Aho raha mahita olona marina telopolo ao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Abrahama: «Enga anie ka tsy hahatezitra ny Tompo, raha mbola miteny aho: Angamba telopolo izy no ho hita ao.» Dia hoy izy: «Tsy hanao izany Aho raha telopolo no hitako ao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa niteny indray i Abrahama hoe: –Aoka tsy ho sosotra Ianao, Tompo ô, raha mbola hiteny aho. Angamba tsy hahitana afa-tsy telopolo ao. Ka novalian’ny Tompo hoe: –Tsy handrava ny tanàna Aho, raha mahita olo-marina telopolo ao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Aoka anie mba tsy ho tezitra ny Tompo, fa mbola hiteny aho: Angamba telo-polo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba hanao izany Aho, raha mahita telo-polo ao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary hoy izy: Aoka anie mba tsy ho tezitra ny Tompo, fa mbola hiteny aho: Angamba telo-polo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba hanao izany Aho, raha mahita telo-polo ao.