Genesis 18:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ihany i Abrahama: Indro, sahy miteny amin’ny Tompo aho: Angamba olona marina roapolo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba handringana azy Aho noho ny olona marina roapolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Abrahama: «Indro efa sahy niteny tamin’ny Tompo aho, angamba roapolo izy no ho hita ao.» Ary hoy Izy: «Tsy handringana ny tanàna Aho raha roapolo izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ihany i Abrahama: –Miangavy re, Tompo ô, fa mbola sahy hiteny aminao ihany aho; angamba tsy hahitana afa-tsy roapolo ao. Fa novalian’ny Tompo hoe: –Tsy handrava ny tanàna Aho noho ny amin’ny olo-marina roapolo.
Malagasy Bible 1865
ArY hoy izy: Indro, fa efa sahy niteny tamin'ny Tompo aho: Angamba roa-polo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba handringana azy Aho noho ny roa-polo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ihany i Abrahama: Indro, sahy miteny amin’ny Tompo aho: Angamba olona marina roapolo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba handringana azy Aho noho ny olona marina roapolo.
malagasy
ArY hoy izy: Indro, fa efa sahy niteny tamin'ny Tompo aho: Angamba roa-polo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba handringana azy Aho noho ny roa-polo.