Genesis 18:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa nandeha NY TOMPO rehefa vita ny teny nataony tamin’i Abrahama, ary niverina ho any amin’ny fonenany i Abrahama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lasa nandeha i Iaveh nony tapi-niteny tamin’i Abrahama, ary i Abrahama kosa dia nody.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nahavita ny resaka nataony tamin’i Abrahama ny TOMPO, dia lasa; fa i Abrahama kosa niverina any amin’ny fonenany.
Malagasy Bible 1865
Dia lasa nandeha Jehovah, rehefa vita ny teny nataony tamin'i Abrahama; ary Abrahama niverina ho any amin'ny fonenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa nandeha NY TOMPO rehefa vita ny teny nataony tamin’i Abrahama, ary niverina ho any amin’ny fonenany i Abrahama.
malagasy
Dia lasa nandeha Jehovah, rehefa vita ny teny nataony tamin'i Abrahama; ary Abrahama niverina ho any amin'ny fonenany.